|
|
|
|

Teny iditra1 karamena
Singan-teny  2karatra, 3mena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karatra amin' ny fanjakana ny olona mahazo mivarotra entana ara-dalàna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6patente (d'un commerçant).
7quittance de cet impôt. [1.5]
Voambolana  8 Toe-karena: varotra 9 Lalàna

Fivaditsoratra  10 karamena, 11 mañarake, 12 maneraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12