|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 karakara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitandremana fanasoavana manokana atao amin' ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataovy tsara karakara ny fambolentsika, Rakoto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4taking care of things. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5action d'avoir soin, de s'occuper de. [1.8]
Ohatra  6 Tsy ampy sakafo ary ratsy karakara rehefa marary ireny mpiasa ireny; [2.113#]
7 Ararak' ity milina iray hafa ity ao anaty tavoahangy izay vita karakara sady tsentsenany kapsily ny vavan-tavoahangy no petahany taratasy misy sary sy soratra ny vatan-tavoahangy. [2.445#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)20 karakara
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny anglisy  22an open network, as in a fence. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23grillage, treillis. [1.8]

Teny iditra (3/4)24 karakara
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26tehina lava. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)27 karakara
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny frantsay  29(« à grandes feuilles »).
30Probablement la même espèce que karakarana , mais je n'ai pu encore le vérifier.
31La décoction des feuilles est employée comme odi-angatra, c'est-à-dire contre plusieurs maladies vénériennes.
32On doit prendre en même temps, aux repas, du bouillon de poulet non salé et éviter les mets épiéces.. [Tanala] [1.196]
Voambolana  33 Haizavamaniry
Tovy hevitra  34karakaraberavina

Fivaditsoratra  35 karakara, 36 rakaraka, rakaràka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05