|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kapohy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fohy sady vaventy.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 kapohy |
| Fototeny | 5kapoka |
| Sokajin-teny | 6 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kapohina [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 7 hipoka, 8 kapohy, 9 kopahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|