|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kapo-tandrimo |
| Singan-teny | 2kapoka, 3tandrimo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6vely tandrimo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|