|
|
|
|

Teny iditra1 kanefa
Sokajin-teny  2 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao). [1.1]
Tovy hevitra  4anefa, kandrefa, nefa

Fivaditsoratra  5 faanke, 6 fanake, 7 fekana, 8 fenaka, 9 kanefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31