|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kambontsinay |
| Singan-teny | 2kambo, 3tsinay |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay.
[2.424#]
|
| Voambolana | 7 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|