|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kalamaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaniry mitovitovy amin' ny kabaro (Phaseolus lunatus L.). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4nom d'une espèce de gros haricot. [1.3#305]
5(de kala : la jolie petite, et aka : action de prendre, d'aller cueillir ; s'emploie surtout pour les produits non cultivés).
6Phaseolus lunatus L.
7(Fabaceae).
8Nom employé surtout pour les formes qui, du fait de leurs conditions de culture ou de leurs caractères génétiques, renferment de la phaséolunatine, glucoside qui peut s'hydrolyser en acide cyanhydrique et être dangereux pour le consommateur.
9Ils doivent subir une préparation spéciale avant d'être consommés.
10Voir aussi kabaro.. [1.196]
Ohatra  11 Makà fromenta, orja, kalamaka, voanemba, ampemba ary epaotra; [2.996]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)14 kalamaka
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16vary jinjaina amin'ny ririnina. [Tanala] [1.78]
Ohatra  17 Makà fromenta, orja, kalamaka, voanemba, ampemba ary epaotra; [2.996]
Tovy hevitra  18kalamake

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08