|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kakazo |
| Fototeny | 2hazo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hazo.
[Betsimisaraka]
[1.1] 5Hazo. [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78] 6hazo efa tapaka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7bois.
[1.13] 8(de hazo : arbre ou bois). 9Deux sens suivant les dialectes :. 10bois mort, récolté comme combustible.. [Merina] 11bois d'oeuvre, en grume mais déjà sec.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Ohatra |
12 Voatery nampiasa fitaovana toy ny kakazo marani-doha hiasana ny tany izy ireo.
[2.445]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|