|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kaina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Olona mitofezaka noho ny fahiazana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4l'image de la mort portant la faux.
5figuré: un homme maigre, décharné. [1.3]

Teny iditra (2/2)6 Kaina
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8Randzavola: Kaina amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  9Cain. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10Caïn. [2.996]
Voambolana  11 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  12Toko sy andininy momba Kaina

Fivaditsoratra  13 aanky, 14 akany, akañy, 15 anaky, 16 anika, 17 ankay, Ankay, 18 inaka, 19 Kaina, kaina, 20 kiana, 21 niaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03