|
|
|
|

Teny iditra1 ka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy.
4Fanampiny kely omen' ny mpivarotra ny mpividy amin' ny zavatra vidiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Cadeau. [1.3]
Mpanahaka  6 falimpo

Fivaditsoratra  7 doka, 8 kadò, 9 koda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12