|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 falim-po
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [falim-po] 3faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra. [1.1]
Tovy hevitra  4faly raviny, faly volony

Teny iditra (2/2)5 falimpo
Singan-teny  6faly, 7fo
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [falim-po] 10A present for some favour, a gift.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [falim-po] 11cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu. [1.3]

Fivaditsoratra  12 falimpo, falim-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02