|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kaboke
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony [1.1]

Teny iditra (2/3)4  kaboke
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Sakalava] Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono [1.1]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina

Teny iditra (3/3)8  kaboke
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 [Tanala] karazan-kazo ahazoana dity [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  11 [Sakalava] (autre prononciation de kaboka). Voacanga thouarsii Roem.& Schult.(Apocynaceae). [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kaboke, 14 kobake

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04