|
|
|
|

Teny iditra1 kabary tsy efa
Singan-teny  2kabary, 3tsy, 4efa
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6raharaha tsy misy fiafarany, mitarozaka hatrany hatrany, -- raharaha manahirana tsy vita mora foana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Affaire sans fin, une grosse affaire. [1.3]

Fivaditsoratra  8 fibaratsaike, 9 kabary tsy efa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12