|
|
|
|

Teny iditra1 joloka manga
Singan-teny  2joloka, 3manga
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Fitaka be fotsiny ilay joloka manga nanaovana. [2.4]
6 Nisy mpanao joloka manga naratra tao anaty fiara. [2.4]
7 Tsy tonga irery ilay iraka, fa nisy olona dimy lahy nanao joloka manga ary nitondra fiasana niaraka taminy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02