|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jiafotsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Lamba vita amin' ny hoza-dravin-drofia.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4cloth woven from raffia.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5tissu en raphia, rabane.
[1.8] 6nom des fibres de rafia quand elles sont très finement détachées et tissu fait avec ces fibres. 7Il n'était pas coutume de le teindre, d'où le nom fotsy : blanc, non coloré.. [1.196] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|