|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 jay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fihetsika miedinedina, miandranandrana sy miavona..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 5jaijay |
| Teny iditra (2/4) | 6 jay |
| Sokajin-teny | 7 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Avonavona, anjonanjona, fanesoana.
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 9 jay |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11zandry.
[Bara]
[1.78] |
| Voambolana | 12 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 13zay |
| Teny iditra (4/4) | 14 jay
![]() |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16vorona mangamanga be tabataba any Eoropa sy Amerika Avaratra.
[1.17] |
| Voambolana | 17 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | 18 ajy, 19 jay, 20 jia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|