|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zay
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanafohezana ny hoe "izay".
4Teny kely entina mankatò izay lazaina: Moa tsy izany va, ry ambanilanitra? -- Zay. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 zay
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Zandry. [Bara, Tanosy] [1.1]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  9zaim-betro

Fivaditsoratra  10 azy, 11 iza, 12 zay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08