|
|
|
|

Teny iditra1 ajanona
Fototeny  2janona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola.
5Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay.
6Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy.
7Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be stopped. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on arrête, qu'on interrompt;. [1.8]
Ohatra  10 sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny; [2.59#]
11 Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 ajanona, 18 anjoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02