|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 jaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8jomoka

Teny iditra (2/3)9 jaka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Anarana niantsoana ny omby taloha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12ancien nom des boeufs. [1.3]
13zébu. [1.54]
Ohatra  14 Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
15 Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Voambolana  16 Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  17omby
Sary 

Teny iditra (3/3)18 jamoka
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny frantsay  20corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement. [1.3]
21corbeille ?.. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  22 jamòka, jamoka, 23 jomaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03