|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 Jakoba
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Jakoba Patriarka.
4Zanak’ i Isaka sy Rebeka ary zandrin’ i Esao izy ; ary kambana izy mirahalahy.... [1.38#432]
Voambolana  5 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  6Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  7Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/6)8 Jakoba
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10Jakoba Apostoly.
11Zanak’ i Zebedio izy, ary isan’ ny Apostoly 12 lahy.
12Zokin’ i Jaona izy.... [1.38#435]
Fanazavàna teny anglisy  13James, the son of Zebedee. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14Jacques, fils de Zébédée. [2.996]
Ohatra  15 Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [2.996]
Voambolana  16 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  18Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/6)19 Jakoba
Sokajin-teny  20 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21Jakoba zanak' i Alfeo (angamba Klopasy).
22Tokony ho izy no ilay atao hoe "Jakoba Kely" (Mar.
2315.
2440) .... [1.38#432]
Fanazavàna teny anglisy  25James, the son of Alphaeus. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  26Jacques, fils d'Alphée. [3.1]
Voambolana  27 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  29Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/6)30 Jakoba
Sokajin-teny  31 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  32Jakoba rahalahin' ny Tompo.... [1.38#432]
Voambolana  33 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  34Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  35Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (5/6)36 Jakoba
Sokajin-teny  37 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  38Jakoba rain' i Jodasy (tsy Iskariota).
39Tsy misy fantatra ny aminy, afa-tsy izay voalaza amin’ ny teny indraim-bava ao amin’ ny Lio 6.
4016.. [1.38#432]
Voambolana  41 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  42Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  43Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (6/6)44 Jakoba
Sokajin-teny  45 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  46Epistily nosoratan' i Jakoba. [1.38#436]
Fanazavàna teny anglisy  47Letter of James. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  48Epitre de Saint Jacques. [3.1]
Voambolana  49 Soratra Masina

Fivaditsoratra  50 Jaboka, 51 Jakoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12