|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jaingijaingy |
| Fototeny | 2jaingy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera.
5Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 9jaingy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|