|
|
|
|

Teny iditra1 izay tsy milalao sain-kanina
Singan-teny  2izay, 3tsy, 4milalao, 5saina, 6hanina
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8amin' ny hariva no filalaovan' ny ankizy taloha, ka raha tsy mivoaka eo ilay ankizy fa miandry ny sakafo ho masaka, dia lazain' ny namany fa efa any amin' ny sakafo ny sainy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12