|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 itsia |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka] iry
[1.78] 4 [Bara] ity (zavatra tondroina) [1.78] 5 [Tanala] ity [1.78] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 7 itsia |
| Sokajin-teny | 8 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Antesaka] izao ankehitriny izao
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 10 asity, 11 Itasy, itsia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|