|
|
|
|

Teny iditra1 itoy
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3ity (zavatra raisina). [Bara] [1.78]
4misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itoy ~ Itony ka tena zavatra!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5this. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6celui-ci, ce. [1.8]
Ohatra  7 Ka nahita hevitsy hoe : - Tsika koahe hiasa laka hisantsika amin'itoy ranobe toy. [2.606]
Tovy hevitra  8itony
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  10 itio, 11 itoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12