|
|
|
|

Teny iditra1 itony
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4this. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5celui-ci, ce. [1.8]
Ohatra  6 itony tany no tsotsofina; [2.69]
7 Mankasitraka, fa soa itony. [2.245]
8 Tsy hita itony olona itony. [2.4]
9 Inona izao no anaran' itony? [2.471]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Tovy hevitra  11itoy
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  13 intoy, 14 itony, 15 toy ny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19