|
|
|
|

Teny iditra1 itodihana
Fototeny  2todika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#706]
Ohatra  4 Na aiza na aiza itodihana, dia migoka fahafinaretana ny maso! [2.499#39]
5 Koa raha handinika ny asa soratry ny mpanoratra iray hoy ireto mpahaitsikera ireto, dia ny fiarahamonina iainany no itodihana [2.606#19]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 itodihana, 12 odi-hatina, 13 ody hatina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02