|
|
|
|

Teny iditra1 ireto
Fototeny  2ito
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5those, these.
6Plural of ito, which is obsolete except in compounds. [1.2#291]
7these quite near (in sight). [1.7.en#32]
Fanazavàna teny frantsay  8ceux-ci, celles-ci; ces. [1.3]
9ceux-ci, tout près (visibles). [1.8]
Ohatra  10 Tsy nisy niteny ireto namany. [2.499]
11 Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [2.48]
12 Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559]
Tsanganana sy sary iray takila  13 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12