|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iray petsapetsa |
| Singan-teny | 2iray, 3petsapetsa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana.
6olona iray foko. 7olona miray tetika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8of the same social level; united.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9au même niveau de la société.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|