|
|
|
|

Teny iditra1 irainjehy
Singan-teny  2iray, 3zehy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5one span, about 20 cm. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6un empan, environ 20 cm. [3.1]
Ohatra  7 Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6
zehy irainjehy 12
ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18
hakiho roanjehy 24
hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30
tovo-tsandry : telonjehy 36
ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42
mamakitratra : efajehy 48
ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54
manindao : diminjehy 60
[2.436#126]
Voambolana  8 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02