|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iposahana |
| Fototeny | 2posaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#494] |
| Ohatra |
4 Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures)
[1.3#494]
5 Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava [2.996] 6 ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay [2.59#136] 7 Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy [2.529#27] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 ipasohana, 13 iposahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|