|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iny ... iny |
| Singan-teny | 2iny |
| Sokajin-teny | 3 kambanteny |
| Ohatra |
4 Tsofin'ny rivotra iny lay iny
[2.442#95]
5 Olona roa no maty iny alina iny [2.472#84] 6 Zomà iny andro ratsy tamiko iny [2.4#127] 7 Taratasy inona iny nila sonia iny? [2.117#96] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|