|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 intsotry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4intsony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|