|
|
|
|

Teny iditra1 intsony
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony. [1.1#451]
Fanazavàna teny anglisy  4no more, never more. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5ne ...
6plus. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 intsony, 9 nony tsy, 10 sintony

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08