|
|
|
|

Teny iditra1 inophyllum    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Calophyllum inophyllum  4anganaro, 5foraha, 6forahabe, 7itakamaka, 8mafotra, 9takamaka, 10timbarika, 11tsindelo, 12vintanina, 13vintaninaberavina, 14voakoly, 15voakotry, 16voalavenona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03