|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 injany
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-manondro amin' ny eritreritra feon-javatra tsy dia lavitra: Injany maneno ny lakolosy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4there he (she, it) is! (close at hand) [same as injay]. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5le voilà! (tout près) [comme injay]. [1.8]

Teny iditra (2/2)6 injany
Sokajin-teny  7 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8izany. [Bezanozano] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  10 injany, 11 jinina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12