|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 indroa |
| Fototeny | 2roa |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milazafiverenan-javatra fanindroany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5twice.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6deux fois.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro
[2.472]
8 Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 24 indroa |
| Sokajin-teny | 25 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
26ity.
[Bara]
[1.78] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
27 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 28 andory, 29 andrio, 30 androy, Androy, 31 aondry, 32 darony, 33 dorany, 34 dorina, 35 indroa, 36 radony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|