|
|
|
|

Teny iditra1 indreto
Fototeny  2indry
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5behold! A plural form.. [1.2]
6here they are! plur.
7of indry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8pluriel de indro : les voilà!. [1.3#280]
Ohatra  9 Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo. [2.69#103]
10 indreto, indreto rahay Neny indreto, indreto. [2.606#195]
11 Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy. [2.643#159]

Fivaditsoratra  12 indreto, 13 tendroy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12