|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilay montana |
| Singan-teny | 2ilay, 3montana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilay ratsy fanahy, ilay tsy vanona.
6Ilay montana, ilay fady, ilay tonaka, ilay trotraka, ilay mangesa, ilay fadifoara, ilay aza mahita, ilay tohara, ilay toharazailoza, ilay boboha tangena, ilay mihoza, ilay mihozamihoza. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 ilay montana, 8 Imanontalay, 9 mialin-taona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|