|
|
|
|

Teny iditra1 ihohofana
Fototeny  2hohoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#262]
Ohatra  4 Aza ihohofana, anaka, fa mbola misy aina mitepo, ka aoka hahazo rivotra [2.324#]
5 Tsy mahateny tsy mahavolana I Saonina sy Terezy kely mitazana ny nofon-drainy ihohofana sy itomanian' olo-maro [2.470#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12