|
|
|
|

Teny iditra1 iheverana
Fototeny  2hevitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#243]
Ohatra  4 Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara. [2.314#]
5 Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy. [2.588#]
6 Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra? [1.369#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02