|
|
|
|

Teny iditra1 ifanolanana
Fototeny  2olana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 Raha misy hevi-teny ifanolanana dia ny rijan-teny frantsay no marina. [2.508#]
5 Izy no mitsara ireo raharaha sasantsasany ifanolanana amin' ny fifidianana. [1.320#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9tranga ifanolanana

Fivaditsoratra  10 filañoanana, 11 ifanolanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08