|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  iendry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka+Antesaka] reny [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a provincial word for mother. See reny [1.2]
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  6 iendribe

Teny iditra (2/2)7  iendry
Sokajin-teny  8  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9 [Antesaka] izaho [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  11 diñery, 12 eindry, iendry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04