|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aidina |
| Fototeny | 2idina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao, alefa midina, entina ho amin' ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana.
5Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano ~ Naidina tao an-davabary ny vary rehetra. 6Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba itỳ antsy itỳ fa tsy mba notefena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7used of that which is poured out, as water, etc.; or of that which is taken down, as a thing taken down stairs, or a boy put lower down in a class, etc..
[1.2] 8to be poured out. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Qu’on verse, qu’on coule dans un moule.
[1.3, 1.8] 10Qu’on fait descendre, qu’on fond. [1.3] |
| Ohatra |
11 aidina avy eo ambony ny rano, dia samy manasa ny tanany
[2.245]
12 naidina tao an-dava-bary ny vary rehetra (Tout le riz a été versé dans le trou) [1.3] 13 naidina sa notefena io hety io? (Est-ce que ces ciseaux ont été fondus ou forgés?) [1.3] 14 Omby betsaka no naidina tany Toamasina (On a fait descendre beaucoup de bœufs à Tamatave) [1.3] 15 aidina amin' ny tapaky ny milina ny akotry ary avoakany fotsimbary tena madio any amin' ny tapany anankiray. [2.332] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 20voampidina |
| Kamban-teny rehetra | 21rano aidina |
| Teny iditra (2/2) | 22 aidina |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
24[Root idina?] The Sakalava name for grease or fat..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|