|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ianarana |
| Fototeny | 2anatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy.
[1.1#447] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2#40] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on étudie, qu'imite.
[1.3#37] |
| Ohatra |
6 Ny dada no sarotra ianarana.
[2.69#280]
7 Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [2.117#12] 8 Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [1.1#447] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 ianarana |
| Fototeny | 15anatra |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
17Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra.
[1.1#447] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2#40] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#37] |
| Ohatra |
18 Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana
[1.1#447]
19 ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [2.332#42] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 anairana, 26 anariana, 27 ianarana, 28 iaranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|