|
|
|
|

Teny iditra1 hoza-dra
Singan-teny  2hozatra, 3ra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny lalan-dra mamerina ny ra any amin' ny fo rehefa avy mamelona ny tena manontolo. [1.1]
Voambolana  6 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12