|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hoza-be |
| Singan-teny | 2hozatra, 3be |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5(hozabe) leferana.
[Taimoro]
[1.78] 6ireo hozatra manarona ny taolana amin' ny famavany. [1.1] |
| Voambolana | 7 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 8 hazobe, 9 hoza-be |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|