|
|
|
|

Teny iditra1 ahotsaka
Fototeny  2hotsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à tremper dans, à imbiber dans. [1.3]
Ohatra  6 Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony. [2.470]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ahotsaka, 12 akatsaho, 13 sahotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12