|
|
|
|

Teny iditra1 fihotana
Fototeny  2hota
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitsakoana hanina, izay akana ny tsirony fotsiny fa aloa indray rahefa avy eo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5mastication. [1.13]
Tovy hevitra  6fitsakoana
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 afantohy, 9 fihotana, 10 fitohana, 11 fotahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02