|
|
|
|

Teny iditra1 horompotsy
Singan-teny  2horona, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ahitra karazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6(de horona et fotsy : blanc).
7Nom de diverses des Poaceae poussant en touffes, mais différentes des horona.
8Ce sont surtout :.
9Pennisetum pseudotriticoides A.
10Camus.
11(Poaceae) Identité déjà signalée par Bosser.. [Merina]
12Sporobolus africanus (Poir.) Robyns & Tournay et Sporobolus pyramidalis P.Beauv.( Poaceae). [Bara]
13Nom donné aussi, depuis peu, à l'herbe aux éléphants africaine, introduite et cultivée, Pennisetum typhoideum Rich.
14Nom illégitime (Poaceae) synonyme de Pennisetum spicatum (L.) Körn.(Poaceae).
15Voir aussi foiambazaha .. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  16 Ngetan' ny main-tany ny ahi-maitso an-tanety ka horompotsy marefo. [2.470#117]
17 Lazao ny Komandy hanatona ahy hatoroko hevitra, hoy ilay zatovo sady nandady tao anaty horompotsy izy. [2.895#]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13