|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hongotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka+Tanala] tongotra: Misy aby laha hongotra ka laha taña hoy i lehy migadra (samy misy ny tongotra aman-tanana hoy ilay migadra/mifatotra)
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 provincial word for tongotra
[1.2#277] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Tankarana] pied. § tongotra
[1.19] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 7 ankihisainkongotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|